Teny iditra afody (fody)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Nafodiko tany amin' ny mpivarotra ilay satroka fa malalaka loatra [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to be returned. [Richardson 1885]
   to be returned, to be retracted (one's word) [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   qu'on rend, qu'on retourne, dont on se dédit [Hallanger 1974]
Ohatra   Ny lasa tsy mba azo naverina ary ny omaly sarotra afody. [Rinara 1974]
Ny bikany  
afody
afodiko
afodinao
afodiny
afodintsika
afodinay
afodinareo
afodin'
afodin-
afodim-
nafody
nafodiko
nafodinao
nafodiny
nafodintsika
nafodinay
nafodinareo
nafodin'
nafodin-
nafodim-
hafody
hafodiko
hafodinao
hafodiny
hafodintsika
hafodinay
hafodinareo
hafodin'
hafodin-
hafodim-
afodio
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2016/03/07