Teny iditra afofandiovana (afo, dio)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy (Fia. krist.) Toerana anefan' ireo nihavana tamin' Andriamanitra talohan' ny nahafatesany ny sazim-pahotana vitany, ka idiovany alohan' ny hidirany amin' ny fiainan-tsambatry ny lanitra [Rajemisa 1985]
Voambolana 

2009/10/28