Teny iditra afolava (afo, lava)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Betsileo] Zavamaniry kely mamoa menamena fanao tambavy mahay be fa sady mampavitribitrika no ody malemy valahana ary manala ny aretin-kihy; ny ranony mahafaka ny hao raha anasan-doha; mbola azo ampiasaina ho fandiovana ny fivalanandrano sy fampitomboana ny hatsembohana koa ny laingon' ny afolava madinika ( Hyptis pectinata) [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy  [Betsileo] a tall herb. Hyptis pectinata, Poir. Same as sangasanganandevolahy and sangasanganimarina [Richardson 1885]
Famaritana frantsay  [Betsileo, Merina] (de afo = feu, flamme et lava = long ; allusion aux inflorescences d'un beau rouge). Hyptis pectinata (L.) Poit. (Lamiaceae) et depuis peu, à Tananarive, Salvia coccinea Buc'hoz ex Etl. (Lamiaceae). La décoction de ces deux plantes est désinfectante et antispasmodique. On l'administre aux enfants qui toussent. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Hyptis pectinata, Salvia coccinea
Teny mitovy hevitra rombantsahona ~ sangasanganandevolahy ~ sangasanganimarina

2017/11/30