Teny iditra afomanga
Singan-teny afo ; manga
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazana tsipoapoaka be mitsoriaka miakatra rahefa ampirehetina ary mianjera misandrahaka mahafinaritra indray. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Feu d'artifice [1.3]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/30