Teny iditra Afomarolahy (afo, maro, lahy)
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (olona) [firaketana]
Ohatra   Nisy telo tarika izy, dia ny Afomarolahy, ny Andriambita ary ny Antedoho. [Randriamamonjy: Tantara, takila 73]
Ny Afomarolahy dia milaza fa avy any Imerina, ny Andriambita avy any Anosy ary ny Antedoho avy any Antsakalava. [Randriamamonjy: Tantara, takila 73]
Raha ny momba ny olona dia ny fokom-pianakaviana toy ny hoe Afomarolahy, Zafimbahy, Zanakandrianato, Maroratsy. [Randriamamonjy: Tantara, takila 5]
Tamin' ny androny no nahatongavan' ny Afomarolahy nandositra ny Merina avy tany Ranomainty sy ny Afondriambita avy tany Manombo. [Randriamamonjy: Tantara, takila 72]
Nanohitra mafy koa Andriamanafotsiarivo sady nandray sy nandamina ny Afomarolahy voatosika avy tany Vohitsaombe sy ny Afondriambita voatosika avy tany Manombo (1860). [Randriamamonjy: Tantara, takila 78]
Voambolana  

Nohavaozina tamin' ny 2015/10/13