Teny iditra afonanahary (afo, nanahary)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Afonangatra na afondolo betsaka izay hita toa mirefarefa amin' ny tany [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay feu follet [Abinal 1888]
Teny mitovy hevitra afonangatra ~ afondolo ~ afon' ny matoatoa

2015/01/18