Teny iditra afonangatra (afo, angatra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Afo voalaza ho avy amin' ny angatra na ny lolo [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay feu follet [Abinal 1888]
Ohatra Afonangatra izany, ka tsy hita izay niandohany [Callet: Tantara, takila 647]
Voambolana 
Fitovian-keviteny afondolo ~ afonanahary ~ afon' ny matoatoa
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2015/01/19