Teny iditra afon-dasy (afo, lasy)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana frantsay   feu de camp (scout) [Rajaonarimanana 1995]
Ohatra  
1Rahariva eo amin' ny afon-dasy e! [Randriamiadanarivo: Sikajy]
2Maty tsikelikely ilay afon-dasy nirehitra teo afovoany. [Ravelomanana: Lalana]

Nohavaozina tamin' ny 2017/11/09