Teny iditra afondolo (afo, lolo)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Afo voalaza ho avy amin' ny angatra na ny lolo [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy [ afon-dolo ] The Ignis fatuus [Richardson 1885]
Famaritana frantsay feu follet [Abinal 1888]
Teny mitovy hevitra afonangatra ~ afonanahary ~ afon' ny matoatoa
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2015/01/18