Teny iditra afondolo afonangatra (afo, lolo, angatra)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   teny ataon' ny olona mirifatra mandositra entin' ny tahotra na ny hatezerana [Ravelojaona: Firaketana]
   teny enti-milaza fianianana na fivoadivo [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   avec qui on brise entièrement, à quoi on renonce sans retour [Abinal 1888]
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2016/05/17