Teny iditra Afondriambita
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (olona) [firaketana]
Ohatra   Tamin' ny androny no nahatongavan' ny Afomarolahy nandositra ny Merina avy tany Ranomainty sy ny Afondriambita avy tany Manombo. [Randriamamonjy: Tantara, takila 72]
Nanohitra mafy koa Andriamanafotsiarivo sady nandray sy nandamina ny Afomarolahy voatosika avy tany Vohitsaombe sy ny Afondriambita voatosika avy tany Manombo (1860). [Randriamamonjy: Tantara, takila 78]
Voambolana  

Nohavaozina tamin' ny 2015/08/17