Teny iditra afongatra (fongatra)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Aseho, avoaka ho hitan' ny olona [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   à sortir, à révéler: Nafongatry ny olona ny ratsy nataony (On a révélé le mal qu'il a fait) [Abinal 1888]
Ny bikany  
afongatra
afongatro
afongatrao
afongany
afongatsika
afongatray
afongatrareo
afongatr'
afonga-
afongatry
nafongatra
nafongatro
nafongatrao
nafongany
nafongatsika
nafongatray
nafongatrareo
nafongatr'
nafonga-
nafongatry
hafongatra
hafongatro
hafongatrao
hafongany
hafongatsika
hafongatray
hafongatrareo
hafongatr'
hafonga-
hafongatry
afongaro

Nohavaozina tamin' ny 2013/12/08