Teny iditra afontsy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taimoro] akondro [Rakotosaona 1972]
 Karazan' akondro vaventy [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay La grande banane, bananier qui la produit [Abinal 1888]
Famaritana frantsay  [Betsimisaraka] (du malais untsi) Variété de bananier Musa sapientum L. (Musaceae), à gros fruits, de saveur agréable. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Musa sapientum
Ohatra Boroboaka an' elo, ary afontsy an-taninandro; [Dahle: Angano, takila 219]

2017/11/28