Teny iditra afoñy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   fony (hazandrano) [Antemoro] [Rakotosaona 1972]
   hazandrano, fony [Sihanaka] [Rakotosaona 1972]

Teny iditra afony (afo)
Sokajin-teny   anarana afo sy mpisolo
Dikanteny anglisy   his/her/their fire [3.1]
Dikanteny frantsay   son/leur feu [3.1]

Teny iditra afony (afona)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin'ny atao afonina [firaketana]

Nohavaozina tamin' ny 2009/11/01