Teny iditra afosa (fosa)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Entina mifosa, manaratsy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   [Provincial] used of the person who is denounced as being bad [Richardson 1885]
Ny bikany  
afosa
afosako
afosanao
afosany
afosantsika
afosanay
afosanareo
afosan'
afosan-
afosam-
nafosa
nafosako
nafosanao
nafosany
nafosantsika
nafosanay
nafosanareo
nafosan'
nafosan-
nafosam-
hafosa
hafosako
hafosanao
hafosany
hafosantsika
hafosanay
hafosanareo
hafosan'
hafosan-
hafosam-
afosao

Teny iditra afosa
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Tambahoaka] volana fahadimy amin'ny taona [Rakotosaona 1972]
   [Bezanozano] volana fahatelo amin'ny taona [Rakotosaona 1972]
   [Sihanaka] anaram-bolana fahavalo amin'ny taona [Rakotosaona 1972]
Voambolana  

Nohavaozina tamin' ny 2012/10/15