Teny iditra afositra (fositra)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Entina mamositra, mandoaka hazo [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   used of the things rubbed to produce fire [Richardson 1885]
   used of anything put into something else, as a brand in a fire, or a banana in embers to be roasted [Provincial] [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   avec quoi on perce, qu'on fait tourner dans un bois pour produire du feu [Abinal 1888]
Ny bikany  
afositra
afositro
afositrao
afosiny
afositsika
afositray
afositrareo
afositr'
afosi-
afositry
nafositra
nafositro
nafositrao
nafosiny
nafositsika
nafositray
nafositrareo
nafositr'
nafosi-
nafositry
hafositra
hafositro
hafositrao
hafosiny
hafositsika
hafositray
hafositrareo
hafositr'
hafosi-
hafositry
afosero

Nohavaozina tamin' ny 2013/12/08