Teny iditra afotitra (fotitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Atao mifotitra na mivadika ka ny ambony lasa ambany: Nahoana no afotitrao ny sary [Rajemisa 1985]
 ohatra a = b; b = a [SLP 1986]
Famaritana anglisy to be inverted; to be reviled, to be vilified. [Richardson 1885]
 to be turned end for end [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay qu'on met dans un sens opposé, intervertir, unir incestueusement [Abinal 1888]
 qu'on retourne; qu'on met en sens inverse, contraire [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay symétrisable ou inversible [SLP 1986]
Endriteny 
afotitra
afotitro
afotitrao
afotiny
afotitsika
afotitray
afotitrareo
afotitr'
afoti-
afotitry
nafotitra
nafotitro
nafotitrao
nafotiny
nafotitsika
nafotitray
nafotitrareo
nafotitr'
nafoti-
nafotitry
hafotitra
hafotitro
hafotitrao
hafotiny
hafotitsika
hafotitray
hafotitrareo
hafotitr'
hafoti-
hafotitry
afotero

2013/12/08