Teny iditra afovato (afo, vato)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Karazana vato miteraka tselatselatr' afo [...]
Mitovy hevitra: vatoafo ~ vatofalia [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   A firestone used as a flint. [Richardson 1885]
Ohatra   Kandrefa indro ny vanja sy ny bala sy ny afovato: omeko anareo, fa andrao tsy ampy ny fiadiana ka mitsanga-menatra. [Rahajarizafy: Kabary, takila 145]
Teny nalaina  
Lahatsoratra  

Nohavaozina tamin' ny 2016/03/07