Teny iditra afovatohazo
Singan-teny afo ; vato ; hazo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan-kazo mety hiteraka afo toy ny afovato ka indraindray azo asolo azy mihitsy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Morceau de bois remplaçant la pierre à fusil
Fig. se dit de l'imitation, de la contrefaçon [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/02