Teny iditra afovoany (a-, fo, voa, -ny)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana anglisy In the midst of, in the centre of, in the middle of, amidst [Richardson 1885]
 in the middle [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay au milieu, au centre [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Famaritana frantsay milieu
¶ afovoany atsimo: centre-sud [SLP 1986]
Voambolana 
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra ampovoany
Mpanahaka  anivo
Ohatra 
1Nisy lalambe namakivaky teo afovoany. [Ravelomanana: Lalana, takila 19]
2Teo afovoany kosa nisy mpanjaka iray tsy nanaiky. [Fagereng: Tantara, takila 27]
3Ary eo afovoany ny Rova izay nisy ny Lapan'i Manjakazafy. [Randriamamonjy: Tantara, takila 341]
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny afovoany ity (1): Ambohitrafovoany

2017/10/22