Teny iditra agadra (gadra)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Entina mamatotra amin' ny gadra, ampiasaina hamatorana [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   used of the chains or fetters employed. [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   Dont on se sert pour attacher [Abinal 1888]
Ny bikany  
agadra
agadrako
agadranao
agadrany
agadrantsika
agadranay
agadranareo
agadran'
agadran-
agadram-
nagadra
nagadrako
nagadranao
nagadrany
nagadrantsika
nagadranay
nagadranareo
nagadran'
nagadran-
nagadram-
hagadra
hagadrako
hagadranao
hagadrany
hagadrantsika
hagadranay
hagadranareo
hagadran'
hagadran-
hagadram-
agadrao

Nohavaozina tamin' ny 2013/10/02