Teny iditra agararana (gararàna)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atao migararana, mitsororòka, aidina tsy misy fiatoana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay A faire couler [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : agararana, agararako, agararanao, agararany, agararantsika, agararanay, agararanareo, agararan', agararan-, agararam-, agarara-
Ny lasa : nagararana, nagararako, nagararanao, nagararany, nagararantsika, nagararanay, nagararanareo, nagararan', nagararan-, nagararam-, nagarara-
Ny hoavy : hagararana, hagararako, hagararanao, hagararany, hagararantsika, hagararanay, hagararanareo, hagararan', hagararan-, hagararam-, hagarara-
Filaza mandidy : agararano

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20