Teny iditra ageboka (geboka)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Atelina atao telimoka, hanina: Nagebok' ilay ratsy iny ny volako
¶ Lanina, rodarodaina: Nageboky ny zanany ny haren-drainy [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   Qu'on gobe, qu'on attrape, qu'on retient: Nageboky ny mpivarotra toaka ny volako (Le marchand de rhum m'a attrapé tout mon argent) [Abinal 1888]
Ny bikany  
ageboka
ageboko
agebokao
agebony
agebotsika
agebokay
agebokareo
agebok'
agebo-
nageboka
nageboko
nagebokao
nagebony
nagebotsika
nagebokay
nagebokareo
nagebok'
nagebo-
hageboka
hageboko
hagebokao
hagebony
hagebotsika
hagebokay
hagebokareo
hagebok'
hagebo-
agebohy

Nohavaozina tamin' ny 2013/10/11