Teny iditra | agehy (gehy) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Entina mangehy, mifehy mafy, manery: Ny tady agehy ny entana no tsy misy [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Used of that employed for binding or tying. [1.2] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Tovy hevitra | ageja | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |