Teny iditra ageja (geja)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Entina mangeja, mamihina, mamia: Mafy izany tananao agejanao ny sandriko izany [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   same as agehy. [Richardson 1885]
Ny bikany  
ageja
agejako
agejanao
agejany
agejantsika
agejanay
agejanareo
agejan'
agejan-
agejam-
nageja
nagejako
nagejanao
nagejany
nagejantsika
nagejanay
nagejanareo
nagejan'
nagejan-
nagejam-
hageja
hagejako
hagejanao
hagejany
hagejantsika
hagejanay
hagejanareo
hagejan'
hagejan-
hagejam-
agejao

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14