Teny iditra agorobaka (gorobaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Entina mandoaka: Anja-by lehibe no nagorobany ny rindrina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Used of that which is thrust through something, as a gimblet, etc., through a piece of wood. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Avec quoi on perce, à faire déboucher à [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : agorobaka, agorobako, agorobakao, agorobany, agorobatsika, agorobakay, agorobakareo, agorobak', agoroba-
Ny lasa : nagorobaka, nagorobako, nagorobakao, nagorobany, nagorobatsika, nagorobakay, nagorobakareo, nagorobak', nagoroba-
Ny hoavy : hagorobaka, hagorobako, hagorobakao, hagorobany, hagorobatsika, hagorobakay, hagorobakareo, hagorobak', hagoroba-
Filaza mandidy : agorobahy, agorobaho

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19