Teny iditra ahafahana (Afaka)
Sokajin-teny   matoantenin'ny fameno
Ohatra   Nahafahan'ny mpangalatra be dia be ny vary (Les voleurs ont enlevé beaucoup de riz) [Abinal 1888]
Tsy misy ahafahako na dia kely akory aza (Je n'ai pas un moment de libre) [Abinal 1888]
toa olom-boaozona, toa olom-boahidy sy voagadra mafy ao anatin' ny mandam-pahoriana tsy ahafahana. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 145]
Ny bikany  
ahafahana
ahafahako
ahafahanao
ahafahany
ahafahantsika
ahafahanay
ahafahanareo
ahafahan'
ahafahan-
ahafaham-
ahafaha-
nahafahana
nahafahako
nahafahanao
nahafahany
nahafahantsika
nahafahanay
nahafahanareo
nahafahan'
nahafahan-
nahafaham-
nahafaha-
hahafahana
hahafahako
hahafahanao
hahafahany
hahafahantsika
hahafahanay
hahafahanareo
hahafahan'
hahafahan-
hahafaham-
hahafaha-
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2013/09/26