Teny iditra ahafatra (hafatra)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Enti-milaza ny zavatra anafarana, ny hafatra: Izao no hahafatrao azy: asaivo tonga rahampitso vao maraina izy [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   l'objet de la commission, du message, de la recommendation [Abinal 1888]
Ny bikany  
ahafatra
ahafatro
ahafatrao
ahafany
ahafatsika
ahafatray
ahafatrareo
ahafatr'
ahafa-
ahafatry
nahafatra
nahafatro
nahafatrao
nahafany
nahafatsika
nahafatray
nahafatrareo
nahafatr'
nahafa-
nahafatry
hahafatra
hahafatro
hahafatrao
hahafany
hahafatsika
hahafatray
hahafatrareo
hahafatr'
hahafa-
hahafatry
ahafaro

Nohavaozina tamin' ny 2013/12/08