Teny iditra ahahaka (hahaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Aparitaka: Aza ahahaka ny vary
Aely atao fantatry ny olona hatraiza hatraiza: Tsy rabota tokony hahahakaizany vaovao izany
Lanina, robarobaina: Nahahany ny harenany ka tonga nahantra fadiranovana izy
Alana baraka, haratsina: Nahoana no ahahakao ny fianakavianay? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be scattered
Fig. to be vilified, to be reproached. [1.2]
 To be scattered [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on répand, qu'on éparpille [1.8]
Ohatra Ny azy ireny dia lalainy Fa toy ny lova tsy ahahaka; [2.436]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ahahaka, ahahako, ahahakao, ahahany, ahahatsika, ahahakay, ahahakareo, ahahak', ahaha-
Ny lasa : nahahaka, nahahako, nahahakao, nahahany, nahahatsika, nahahakay, nahahakareo, nahahak', nahaha-
Ny hoavy : hahahaka, hahahako, hahahakao, hahahany, hahahatsika, hahahakay, hahahakareo, hahahak', hahaha-
Filaza mandidy : ahahafo
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/18