Teny iditra ahalalana (lala)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Ohatra 
1Tonga ny fotoana ahalalana ahy. [2.895]
2Ny endrika sy ny fitenin' ity olo-manam-pahaizana dia ampy ahalalana izany. [2.470]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ahalalana, ahalalako, ahalalanao, ahalalany, ahalalantsika, ahalalanay, ahalalanareo, ahalalan', ahalalan-, ahalalam-, ahalala-
Ny lasa : nahalalana, nahalalako, nahalalanao, nahalalany, nahalalantsika, nahalalanay, nahalalanareo, nahalalan', nahalalan-, nahalalam-, nahalala-
Ny hoavy : hahalalana, hahalalako, hahalalanao, hahalalany, hahalalantsika, hahalalanay, hahalalanareo, hahalalan', hahalalan-, hahalalam-, hahalala-

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19