Teny iditra ahanahana (ahana)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy hambahamba, fihazohazoana, havarianana, fisalasalana, firaikiraokena, tsy fahitana izay tokony hinoana na atao [Ravelojaona 1937]
 Fijanonana, fiatoana [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy doubt, hesitation, indecision, frequent pauses. See afitra, ahona, sahana, sakana, sampona, janona, tsahatra, tsangana [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay arrêts fréquents, pauses fréquentes, hésitations [Abinal 1888]
Voambolana 
Sampanteny 
Haiendriteny 
ahanahana
ahanahako
ahanahanao
ahanahany
ahanahantsika
ahanahanay
ahanahanareo
ahanahan'
ahanahan-
ahanaham-
ahanaha-
Mpitovy hevitra ahana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31