Teny iditra aharoka (haroka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Entina mikaroka, mitady [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Avec quoi on fouille [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : aharoka, aharoko, aharokao, aharony, aharotsika, aharokay, aharokareo, aharok', aharo-
Ny lasa : naharoka, naharoko, naharokao, naharony, naharotsika, naharokay, naharokareo, naharok', naharo-
Ny hoavy : haharoka, haharoko, haharokao, haharony, haharotsika, haharokay, haharokareo, haharok', haharo-
Filaza mandidy : aharofy

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19