Teny iditra ahataka (hataka)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Atao mifanalavitra tsy ampifanakekezina: Tokony hahataka kely ny tongotr' itỳ latabatra itỳ
¶ Sarahina, atokana: Nahoana no nahatakareo atỳ izahay? [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   used of the things that are to be made separate. [Richardson 1885]
   to be separated from something [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   qu'on sépare, qu'on éloigne, qu'on écarte [Hallanger 1974]
Ny bikany  
ahataka
ahatako
ahatakao
ahatany
ahatatsika
ahatakay
ahatakareo
ahatak'
ahata-
nahataka
nahatako
nahatakao
nahatany
nahatatsika
nahatakay
nahatakareo
nahatak'
nahata-
hahataka
hahatako
hahatakao
hahatany
hahatatsika
hahatakay
hahatakareo
hahatak'
hahata-
ahataho

Nohavaozina tamin' ny 2012/10/07