Teny iditra ahatazanana (tazana)
Sokajin-teny   matoantenin'ny fameno
Ohatra   Ny andrefana no ahatazanana an' Iavoko, tendrombohitra vokoka nitahiry afo fahizay. [Rajaonarivelo: Bina, takila 39]
Koa tamin'izao trano lehibe rihan-droa misy lavarangana kely eo andrefan-trano izao no nahatazanany an-dRazaimalala. [Rajohanesa: Kintana]
Efa hatramin' ny fahazazako no nahatazanako io nosy kely io sy naniriako ny hahita izay ao aminy, fa tsy nety tanteraka izany fikasana izany. [Andriamalala: Ranomasina, takila 51]
Teo an-kilan' ny trano no nisy ny fahitr' omby, izay nahatazanan' izy telo lahy mpiasa roa lahy mitondra langilangy mivezivezy eo anoloan' ny vavahady. [Andraina: Mitaraina, takila 212]
Ny bikany  
ahatazanana
ahatazanako
ahatazananao
ahatazanany
ahatazanantsika
ahatazananay
ahatazananareo
ahatazanan'
ahatazanan-
ahatazanam-
ahatazana-
nahatazanana
nahatazanako
nahatazananao
nahatazanany
nahatazanantsika
nahatazananay
nahatazananareo
nahatazanan'
nahatazanan-
nahatazanam-
nahatazana-
hahatazanana
hahatazanako
hahatazananao
hahatazanany
hahatazanantsika
hahatazananay
hahatazananareo
hahatazanan'
hahatazanan-
hahatazanam-
hahatazana-

Nohavaozina tamin' ny 2014/02/04