Teny iditra ahaterahana (teraka)
Sokajin-teny   matoantenin'ny fameno
Ohatra   Tsy misy vintan' iza na iza tsara tanteraka na ratsy tanteraka: satria na tsara andro ahaterahana ianao na ratsy andro ahaterahana, miditra amin' ny vintanao koa ireo toe-java-drehetra mitranga eran-tany eran-danitra amin' izay fotoana ahaterahanao izay, ka tsy maintsy mifamahofaho sy mifanolana ao ny tsara sy ny ratsy. [Rahajarizafy: Filozofia, takila 107]
Ny bikany  
ahaterahana
ahaterahako
ahaterahanao
ahaterahany
ahaterahantsika
ahaterahanay
ahaterahanareo
ahaterahan'
ahaterahan-
ahateraham-
ahateraha-
nahaterahana
nahaterahako
nahaterahanao
nahaterahany
nahaterahantsika
nahaterahanay
nahaterahanareo
nahaterahan'
nahaterahan-
nahateraham-
nahateraha-
hahaterahana
hahaterahako
hahaterahanao
hahaterahany
hahaterahantsika
hahaterahanay
hahaterahanareo
hahaterahan'
hahaterahan-
hahateraham-
hahateraha-
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2015/11/25