Teny iditra ahatokiana (toky)
Sokajin-teny   matoantenin'ny fameno
Ohatra   Raha tsy olona tena ahatokiany, tsy amborahany ny niainany sy hitany rehetra. [Andraina: Mitaraina, takila 181]
izany no nahatokian' andriana azy. [Callet: Tantara, takila 176]
Ny bikany  
ahatokiana
ahatokiako
ahatokianao
ahatokiany
ahatokiantsika
ahatokianay
ahatokianareo
ahatokian'
ahatokian-
ahatokiam-
ahatokia-
nahatokiana
nahatokiako
nahatokianao
nahatokiany
nahatokiantsika
nahatokianay
nahatokianareo
nahatokian'
nahatokian-
nahatokiam-
nahatokia-
hahatokiana
hahatokiako
hahatokianao
hahatokiany
hahatokiantsika
hahatokianay
hahatokianareo
hahatokian'
hahatokian-
hahatokiam-
hahatokia-

Nohavaozina tamin' ny 2014/06/07