Teny iditra ahatra (hatra)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   atao mipaka amin' ny..., atao mianjera, [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to be made to reach to. [Richardson 1885]
   to be brought up to, to be applied [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   qu'on fait atteindre jusqu'à, qu'on adresse à, qu'on applique à, qu'on fait retomber sur [Abinal 1888]
   qu'on applique [Hallanger 1974]
Ohatra  
1Taorian'izany fijaliana izany, na dia voasazy tamim-pamindram-po ihany aza izy dia nahalala ny hamafin'ny fampijaliana ahatra amin'ny tsy mpivavaka, tsaraina amin-katezerana. [Baiboly: 27:011:009/Fahendrena 11:9..]
2Tsarovy fa toy ny didy nahatra taminy izay hahatra aminao, ny ahy omaly; [Baiboly: 28:038:022/Eklesiastika 38:22..]
Ny bikany  
ahatra
ahatro
ahatrao
ahany
ahatsika
ahatray
ahatrareo
ahatr'
aha-
ahatry
nahatra
nahatro
nahatrao
nahany
nahatsika
nahatray
nahatrareo
nahatr'
naha-
nahatry
hahatra
hahatro
hahatrao
hahany
hahatsika
hahatray
hahatrareo
hahatr'
haha-
hahatry
aharo

Nohavaozina tamin' ny 2013/12/09