Teny iditra ahatsaka (hatsaka)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Entina manatsaka, izany hoe:
¶ a) mamarana, mikiky zavatra;
¶ b) mihady tany avoavo hanaovana lalana [Rajemisa 1985]
Ny bikany  
ahatsaka
ahatsako
ahatsakao
ahatsany
ahatsatsika
ahatsakay
ahatsakareo
ahatsak'
ahatsa-
nahatsaka
nahatsako
nahatsakao
nahatsany
nahatsatsika
nahatsakay
nahatsakareo
nahatsak'
nahatsa-
hahatsaka
hahatsako
hahatsakao
hahatsany
hahatsatsika
hahatsakay
hahatsakareo
hahatsak'
hahatsa-
ahatsaho

Nohavaozina tamin' ny 2012/10/15