Teny iditra ahatsinanana (atsinanana)
Sokajin-teny   matoantenin'ny fameno
Ohatra   Tadidio kely aloha fa araka ny ahatsinanana sy ahafatesan' ny volana no ameran' ny Malagasy ny anaram-bolana 12, toa ny an' ny Arabo sy ny Hebrio koa: ka tsy mba 30 sy 31 andro toa ny volam-Bazaha, fa 28, any ka ny taona koa tsy mifanindry. [Rahajarizafy: Filozofia, takila 105]
Ny bikany  
ahatsinanana
ahatsinanako
ahatsinananao
ahatsinanany
ahatsinanantsika
ahatsinananay
ahatsinananareo
ahatsinanan'
ahatsinanan-
ahatsinanam-
ahatsinana-
nahatsinanana
nahatsinanako
nahatsinananao
nahatsinanany
nahatsinanantsika
nahatsinananay
nahatsinananareo
nahatsinanan'
nahatsinanan-
nahatsinanam-
nahatsinana-
hahatsinanana
hahatsinanako
hahatsinananao
hahatsinanany
hahatsinanantsika
hahatsinananay
hahatsinananareo
hahatsinanan'
hahatsinanan-
hahatsinanam-
hahatsinana-

Nohavaozina tamin' ny 2015/11/25