Teny iditra ahavitravitra (havitravitra)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Atao kitoatoa, atao mosalahy [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   à traiter à la légère, ce qu'on emploie pour traiter à la légère [Abinal 1888]
Ny bikany  
ahavitravitra
ahavitravitro
ahavitravitrao
ahavitraviny
ahavitravitsika
ahavitravitray
ahavitravitrareo
ahavitravitr'
ahavitravi-
ahavitravitry
nahavitravitra
nahavitravitro
nahavitravitrao
nahavitraviny
nahavitravitsika
nahavitravitray
nahavitravitrareo
nahavitravitr'
nahavitravi-
nahavitravitry
hahavitravitra
hahavitravitro
hahavitravitrao
hahavitraviny
hahavitravitsika
hahavitravitray
hahavitravitrareo
hahavitravitr'
hahavitravi-
hahavitravitry
ahavitraviro
Fitovian-keviteny   ahavingavina

Nohavaozina tamin' ny 2013/12/09