Teny iditra ahazoana (azo)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra 
1Izao no tsy nahazoako nandrfitra izany (Voici pourquoi je n'ai pas pu supporter cela) [1.3]
2Talohan' izao, dia noheveriko ho harato no ahazoana ireny trondron-dranomasina izaitratra amidy eny an-tsena ireny [2.471]
3Ny tsy mba manana toa anay, voatery izy manao, ary izany no tsy ahazoana miretareta, fa tsy maintsy vita ny asa, ary vita haingana [2.472]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ahazoana, ahazoako, ahazoanao, ahazoany, ahazoantsika, ahazoanay, ahazoanareo, ahazoan', ahazoan-, ahazoam-, ahazoa-
Ny lasa : nahazoana, nahazoako, nahazoanao, nahazoany, nahazoantsika, nahazoanay, nahazoanareo, nahazoan', nahazoan-, nahazoam-, nahazoa-
Ny hoavy : hahazoana, hahazoako, hahazoanao, hahazoany, hahazoantsika, hahazoanay, hahazoanareo, hahazoan', hahazoan-, hahazoam-, hahazoa-
Filaza mandidy : ahazoy
Tovy hevitra ahazahoana
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19