Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Haianarantany
Fafana sy Tsanganana
Fiovana
|
|
|
|
Teny iditra
ahehy
(
hehy
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy
Entina mihehy, mikaoka ny tany amin' ny hohontongotra:
Ny tongony no ahehin' ny akoho ny tany
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
ahehy
, ahehiko, ahehinao, ahehiny, ahehintsika, ahehinay, ahehinareo, ahehin', ahehin-, ahehim-
Ny lasa :
nahehy, nahehiko, nahehinao, nahehiny, nahehintsika, nahehinay, nahehinareo, nahehin', nahehin-, nahehim-
Ny hoavy :
hahehy, hahehiko, hahehinao, hahehiny, hahehintsika, hahehinay, hahehinareo, hahehin', hahehin-, hahehim-
Filaza mandidy :
ahehezo
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19