Teny iditra | ahenahena (henahena) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Lavina; tanana, tazonina amin-kiry: Ahenahenan-dreniny ao an-trano itỳ zaza itỳ ka izany no tsy maha-salama azy [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be held, to be detained, to be kept, to be refused. [1.2] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |