Teny iditra ahenao (hena)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao ahena [fitanisana]
Ohatra 
1Ahenao itỳ variko itỳ fa be loatra [Rajemisa 1985]
2Ahenao ny isan' ny sigara laninao amin' ny indray andro [Rajemisa 1985]

2012/10/04