Teny iditra ahendratra (hendratra)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Asaina miantsambotra: Ahendratry ny aretina izy io taitaitra matetika io [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   à faire bondir [Abinal 1888]
Ny bikany  
ahendratra
ahendratro
ahendratrao
ahendrany
ahendratsika
ahendratray
ahendratrareo
ahendratr'
ahendra-
ahendratry
nahendratra
nahendratro
nahendratrao
nahendrany
nahendratsika
nahendratray
nahendratrareo
nahendratr'
nahendra-
nahendratry
hahendratra
hahendratro
hahendratrao
hahendrany
hahendratsika
hahendratray
hahendratrareo
hahendratr'
hahendra-
hahendratry
ahendrato

Nohavaozina tamin' ny 2013/12/08