Teny iditra ahenjana (henjana)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Atao mihenjana, mihinjitra: Ahenjano [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   à raidir [Abinal 1888]
Ohatra   ... azo ahitsy amin' ny tsara na abirioka amin' ny ratsy, azo ahenjana na aketraka. [Rahajarizafy: Filozofia, takila 114]
Ny bikany  
ahenjana
ahenjako
ahenjanao
ahenjany
ahenjantsika
ahenjanay
ahenjanareo
ahenjan'
ahenjan-
ahenjam-
ahenja-
nahenjana
nahenjako
nahenjanao
nahenjany
nahenjantsika
nahenjanay
nahenjanareo
nahenjan'
nahenjan-
nahenjam-
nahenja-
hahenjana
hahenjako
hahenjanao
hahenjany
hahenjantsika
hahenjanay
hahenjanareo
hahenjan'
hahenjan-
hahenjam-
hahenja-
ahenjano

Nohavaozina tamin' ny 2016/11/02