Teny iditra ahentitra (hentitra)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Entina manentitra, manapaka tarangana: Itỳ antsy itỳ ahentitra ny tady [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   avec quoi on coupe, on sépare [Abinal 1888]
Endriteny  
ahentitra
ahentitro
ahentitrao
ahentiny
ahentitsika
ahentitray
ahentitrareo
ahentitr'
ahenti-
ahentitry
nahentitra
nahentitro
nahentitrao
nahentiny
nahentitsika
nahentitray
nahentitrareo
nahentitr'
nahenti-
nahentitry
hahentitra
hahentitro
hahentitrao
hahentiny
hahentitsika
hahentitray
hahentitrareo
hahentitr'
hahenti-
hahentitry
ahentero

2013/12/08