Teny iditra aherina (herina)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Averina amin' ny toerana nialany [Rajemisa 1985]
Ny bikany  
aherina
aheriko
aherinao
aheriny
aherintsika
aherinay
aherinareo
aherin'
aherin-
aherim-
aheri-
naherina
naheriko
naherinao
naheriny
naherintsika
naherinay
naherinareo
naherin'
naherin-
naherim-
naheri-
haherina
haheriko
haherinao
haheriny
haherintsika
haherinay
haherinareo
haherin'
haherin-
haherim-
haheri-
ahereno

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14