Teny iditra ahetse
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tandroy] bozaka, ahitra: Ro aho añaketse kologe o aombeo fa mboe liea tsy nihinañe / Le milenolenoke avao ty ahetse roa fasana tsiny [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay  [Sakalava] Equivalent de ahitra (Merina). Nom générique des plantes herbacées et surtout des Graminées (Poaceae). [Boiteau: Végétaux]
Voambolana 

2017/11/30