Teny iditra ahevitra (hevitra)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Entina mihevitra, mandinika: Ny saina no ahevitra, fa tsy ny fo [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   ce qui sert à examiner, qu'on examine [Abinal 1888]
Ny bikany  
ahevitra
ahevitro
ahevitrao
aheviny
ahevitsika
ahevitray
ahevitrareo
ahevitr'
ahevi-
ahevitry
nahevitra
nahevitro
nahevitrao
naheviny
nahevitsika
nahevitray
nahevitrareo
nahevitr'
nahevi-
nahevitry
hahevitra
hahevitro
hahevitrao
haheviny
hahevitsika
hahevitray
hahevitrareo
hahevitr'
hahevi-
hahevitry
ahevero

Nohavaozina tamin' ny 2013/12/09